NEWS DEBAT MAGAZINE FEON'NY LAKROA MPIVAHINY

Economie

Importation de riz et information

800000 tonnes. Voilà le chiffre qui écarquille les yeux de certains responsables. On apprend que l’Agence nationale de la mesure des résultats et de l’analyse des politiques publiques (ANMCC) a ouvert, fin août, une enquête de sauvegarde sur certaines catégories de riz importé dans la Grande Ile. La procédure qui...
Lire l'article ...
Sport

FC Rouge s’arrête et CFFA continue

CFFA et FC Rouge sont les deux équipes malgaches engagées dans les compétitions africaines. Elles ont disputé le match retour ces 12 et 13 septembre. CFFA en équipe championne en titre est engagée dans la prestigieuse compétition de ‘Ligue des champions de la CAF’. Et de son côté, la FC...
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Mitandrina amin'ny fampiasana

Fitaovana ampiasain’ny olona maro amin’izao fotoana izao mba hihainoana mozika, na handraisana antso ny "écouteurs". Ao anaty taksibe, eny an-dalambe, lahy sy vavy, tanora sy olon-dehibe manana écouteurs sy casque araka ny karazany avy. 3000Ar dia efa mahazo, tsy sarotra hita io fa ny mpivarotra mandehandeha manana azy. 20.000Ar kosa...
Lire l'article ...
Fahasalamana sy fiainana

‎Fahadiovan'ny helika

Ny fofona mahery avy amin’ny helika dia mety hateraky ny hatsembohana sy ny bakteria eo amin’ny hoditra. ‎Mahagaga ihany anefa ny tsy ahenoan'ny tompony azy, ary raha heno ve dia avelany fotsiny amin'izao?
Lire l'article ...
Fanabeazana sy Fampianarana

Tsy maintsy hanadinana amin’ny Bepc ny Taranja Anglisy

Nofoanana tanteraka ny fisafidianan’ny mpiadina ny option A na option B ho an’ny fanadinana Bepc amin’ity taom-pianarana vaovao 2026-2027 ity. Noho izany, mitovy avokoa ny taranja atrehin'ny mpiadina rehetra, raha ny fanazavana. Lasa taranja tsy maintsy atao ny anglisy, raha afaka nisafidy tsy hanao azy teo aloha.
Lire l'article ...
Politique

17 septembre : Une commémoration en mode cacophonie

A commémoration d’un évènement, les récits changent. Pour raviver les souvenirs des évènements de ce 17 septembre 2025, le parti Fivoi réalise une émission dans sa radio. Le parti Fivoi ? Radio Fivoarana ? Que dit ce parti ? Et le trio de Tsy manaiky lembenana prie dans le Palais...
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Azo eritreretina ve ny hisian’ny taksibe natokana ho an’ny mpianatra?

Amin’ny 6 ora sy sasany, fiantsonana eo Ampasampito. Hazakazaka miaraka amin'ny kitapo manenjika ny taksibe, kanefa tsy tafiditra. Mihamaro ny olona miandry eo kanefa tsy misy taksibe mahazaka ny rehetra. Ny isan'ny olona miala ihany no miditra! Fijaliana re izao! Mibosesika samy te ho tafiditra mba tsy ho tara fidirana....
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Mandry fahalemana ve ny tanàna ?

Isaky ny mitsirika ny tambajotra sosialy ny afaka mikirakira izany, dia mihoron-koditra mahita ny karazana herisetra eo amin’ny fiarahamonina. Olona very ka « ombay mitady », hoy ny fampahafantarana amin’ny tambajotra sosialy Facebook, isan’ny be mpampiasa eto Madagasikara.
Lire l'article ...
Politique

Les silences révélateurs du PAN

Siteny Randrianasoloniaiko a prononcé son discours officiel, ce 17 septembre 2026, lors de l’ouverture de la troisième session extraordinaire de l’Assemblée nationale. On observe des silences au sein de son discours. Que révèlent donc ces silences ?
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Amoronakona sy ny ambaran’ny anarany

Manao akory tokoa ny fanomezana anaran’ny tanàna na vohitra iray ?
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Olona am-polony maro no maty any Ifanadiana

Ny zava-nitranga tany Ikongo no tsaroana avy hatrany raha vao mandre fa misy olona am-polony maro no maty noho ny valanaretina mitranga. Olona am-polony maro no maty nandritra ny enim-bolana voalohany ny taona 2025. Efa ny tambajotra teo amin’ny Facebook no nanaitra ny minisitera tamin’izany. Dia mbola io fa niverina...
Lire l'article ...
Fahasalamana sy fiainana

Ahetsiketseho ny vatana

Mila manao fanatanjahan-tena kely isan’andro isika olombelona hiarovana ny fahasalaman'ny vatana sy ny saina.
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Tsy mampisondrotra ny fahazarana mividy zavatra amoron-dalana

Ambohijatovo, amin’ny 4 ora sy sasany hariva, manomboka mamelatra entana ireo mpivarotra ny vokatry ny tany eo ambony trottoir. Voatabia, tongolo, voankazo, toa ny voasary, akondro, zavoka… Miondrika misafidy eo ny mpandalo.
Lire l'article ...
Politique

Affaire Boeing 777 : renvoi de l’affaire au 27 octobre

Le procès de l'Affaire Boeing 777 s'est ouvert ce mardi 22 septembre 2026 devant le Pôle anti-corruption (PAC) aux 67Ha, à Antananarivo. 33 personnes sont concernées dans ce dossier.
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

RDB : 30 taona nitoriana ny Vaovao Mahafaly sy nanasoavana ny fiarahamonina

Niainga tamin’ny “analogique”, namakivaky ny fivoaran’ny tekinolojia, mampiasa ny “faisceau numérique” ankehitriny ny Radio Don Bosco. Tsy mitsahatra ny manavao sy manatsara hatrany mba hahatratrarana mpanaraka maro kokoa, indrindra ny tanora. Onjampeo katolika ho an’ny Malagasy, izay notsofina rano tamin’ny 27 jona 1996, izany hoe mankalaza ny faha telopolo taonany...
Lire l'article ...
Société

Histoire des 49 Indonésiens, lue dans la presse

Pour la deuxième fois en moins d’un mois, la presse malagasy relate une affaire de scamming. Pour ce deuxième dossier, 49 Indonésiens sont concernés par l’histoire. Selon certains journalistes, le dossier touche 55 Indonésiens. Ainsi, six personnes avaient leur passeport et ont pu acheter leur billet et repartir. Comme si...
Lire l'article ...
Société

Delta Force et le démantèlement d’un réseau de tricheurs

La fermeture de centre de jeu en ligne utilisant Delta Force à Antsirabe occupe les discussions sur Facebook. Quelles peuvent être les raisons ? Une enquête administrative ou judiciaire ? Que dit la société productrice du jeu Delta Force ?
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Fanazavana momba ny Delta Force

Ny vaovao nalaza eto Madagasikara tamin’ny faran’ny volana septambra iny dia betsaka ireo toeram-piasana mampiasa olona milalao na mampilalao olona amin’ny jeu vidéo. Voalaza fa mikarama ireo tanora milalao. Delta Force dia isan’ny logiciel ampiasaina. Inona izany izy io ? Ahoana no hahazoana vola ?
Lire l'article ...
Politique

Tsiahin’ny fanambaran’ny miaramila ny 11 oktobra 2025

Herintaona lasa izay dia nanao fanambarana ireo miaramila teny amin’ny Capsat Soanierana. Toa izao izany fanambarana izany rehefa atao an-tsoratra. Eny amin’ny farany ny rohy nakana ny raki-tsary sy feo.
Lire l'article ...
Mentions Légales  |  © Lakroa Media 2026