NEWS DEBAT MAGAZINE FEON'NY LAKROA MPIVAHINY

Fikaonan-doham-pirenena sy dinika ho an’ny fifidianana

Rehefa avy nahavita ny fanofanana an’ireo ho mpampiofana sy tompon’andraikitra amin’ny fakan-kevitra eny ifotony ny FFKM, dia mampiomana ny vahoaka amin’ny ho fahatongavan’izy ireo eny anivon’ny fiarahamonina. Hanomboka ny fikaonan-doham-pirenena hoy ny hafatry ny Foibe FFKM, koa mivonona isika handray an’ireo iraka izay hihaino ny tolo-kevitra avy amintsika.
Lire l'article ...

Fidiran’ny mpianatra 2026 – 2027

Nanomboka tamin’ny alatsinainy 7 septambra ny taom-pianarana 2026-2027 ho an’ny sekolim-panjakana manerana ny Nosy. Maro amin’ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana ihany koa no manaraka an’io tetiandro io. Ny hafa kosa, izay manaraka ny fandaharam-pianarana vahiny dia efa tamin’ny herinandro lasa no nanomboka.
Lire l'article ...

Ho any New York ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika

Anisan’ireo filoham-pirenena sy filoham-panjakana handray anjara amin’ny Fivoriambe faha 81 an’ny Firenena Mikambana ny kolonely Randrianirina Michaël, filohan’ny fanavaozana ny Repoblika. Ny 22 hatramin’ny 26 septambra ho avy izao no haharetan’ny fivoriana an-tampony amin’io fihaonana iraisam-pirenena io. Hisy kosa ny andro famaranana ny fivorina, ny 28 septambra.
Lire l'article ...
Fitateram-bahoaka

Efa miasa ny Gara Amoronankona

Lire l'article ...
Sport

La FMF clôt le dossier Boucher

Dans sa liste de présélectionnés pour l’équipe de Barea A, le coach Corentin Martins a fait appel à un nouveau. Un joueur âgé de 34 ans. Un footballeur qui a été déjà appelé plusieurs années auparavant et qui a refusé cette offre.
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Mbola avy any Ifanadiana ihany

Misy fanampim-baovao avy any Ifanadiana
Lire l'article ...
Politique

Andro tsy hiasana ny 25 septambra 2026

Araka ny fampahafantarana navoakan’ny Minisiteran’ny Asa, ny Fampananana asa ary ny Asam-pajakana, dia natokana ho andro fahatsiarovana ary andro tsy iasana nefa handraisana karama ny 25 septambra.
Lire l'article ...
Sport

Lavo i Maître Kira

Nindaosin’ny fahafatesana i Maître Kira. Notaizain’aretina fotoana naharitra izy, ka niafara tamin’izao fahafatesany izao.
Lire l'article ...
Politique

Fihaonan’ny FFRM sy ny diaspora any Amerika Avaratra

Tontosa ny alarobia 23 septambra 2026 ny fihaonana teo amin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara (FFRM) sy ny Malagasy mila ravinahitra any Amerika avaratra. Tao New Jersey izany no natao (firenena mifanila amin’ny tanànan’i New York).
Lire l'article ...
Sport

Resy 1-2 ny Barea

Niondrika teo anatrehan’ny Super Eagles ny Barea. Isa 2 sy 1 no nisarahana. Tao amin’ny Godswill Akpabio izay kianja Iraisam-pirenena ao Uyo, Akwa Ibom no natao ny lalao.
Lire l'article ...
Politique

Déballage par Haingo Ravatomanga

Dans un entretien réalisé conjointement par Matin Plus, Top TV et Top FM, Haingo Ravatomanga déclare que « le moment est venu de parler ».
Lire l'article ...
Sport

L'Haltérophilie au firmament

Neuf médailles d’or pour deux haltérophiles malgaches à Alger. L’hymne national malagasy a retenti plusieurs fois à Alger, plus précisément à Mostaganem, lors du championnat d’Afrique d’haltérophilie cadets et juniors.
Lire l'article ...
Sport

Trois judokates avec un parcours éclair.

A Bakou, en Azerbaïdjan, le championnat du monde de judo a baissé ses rideaux ce dimanche 11 octobre. Madagascar était représenté par Natacha Razafindrakalo, Laura Rasoanaivo Razafy et Zo Andriambololona.
Lire l'article ...
Politique

Cadeau d’anniversaire : Mamy Ravatomanga reste en prison.

Voilà exactement un an que Mamy Ravatomanga, accompagné par plusieurs personnes dont sa femme et le Premier ministre Ntsay Christian atterrissent en catimini en pleine nuit à Maurice.
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Manome fahafaham-po ny mpanjifa

Nampahafantarin’ny orinasa MVola, teny Akorondrano, ny zoma 2 oktobra lasa teo ny laharam-pahamehana sy fanatsarana amin’ireo tolotra ataony. Misy fanatsarana ny rafitra fandoavam-bola amin’ireo mpivarotra ka 0 Ar ny sarany ho an’ny mpanjifa.
Lire l'article ...
Fiainan'ny mponina

Miara-miomana amin’ny loza mety hitranga Ambatovy sy ny BNGRC

Mitohy ny fiaraha-miasa eo amin’Ambatovy sy ny Birao nasionaly misahana ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC) mikasika ny fiomanana sy fiatrehana ireo hamehana indostrialy.
Lire l'article ...
Mentions Légales  |  © Lakroa Media 2026