NEWS DEBAT MAGAZINE FEON'NY LAKROA MPIVAHINY

Ny Baiboly, Tenin’Andriamanitra narafitry ny olombelona an-tsoratra

“Ry zanak’olona vokiso ny kibonao ary fenoy ity taratasy atolotro anao ity ny tsinainao” (Ez 3, 3) Ho an’ny kristianina ny baiboly dia soratra noraiketin’ireo olona notsilovin’ny Fanahin’Andriamanitra mba handraisana tsy tapaka ny hafatra mahavelona satria : “ny soratra rehetra avy amin’Andriamanitra dia mahasoa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fananarana, fanabeazana...
Lire l'article ...
Mentions Légales  |  © Lakroa Media 2026