Fanarenana ifotony
Na hiresaka fanavaozana isika, na hiresaka fanarenana na fanovana rafitra, misy zavatra iombonana tsy miova : « fiekena fa misy faharavana na fahapotehana » ilana fanarenana- « misy aretina mikiky tsy maintsy sitranina ». Rafitra amin’ny alalan’ny fiverenana amin’ny Mahamalagasy, hoy ny sasany ; kolotsaina, ny rafitra repoblikanina hoy ny...
Mba tsy ho diso paika ny Malagasy
Rehefa mijery ny toe-draharaha ato anatiny mikorontana tanteraka dia voatery koa ny tena mampifandray ny fandinihana amin’izay miseho eran-tany. Ny fikorontanana miseho ato anatiny manko dia tsy misaraka amin’izay miseho eran-tany ihany koa na dia misy aza ny mampiavaka azy noho isika firenena mahaleo tena sy mitokana fa nosy. Io...
Economie
La menace d’une nouvelle crise économique après la crise politique de septembre 2025
3 mai 2026
La paix des braves
A Madagascar, nous avons le sens de la formule et, surtout, le goût du timing. Alors que le monde s’apprête à célébrer la Journée mondiale de la liberté de la presse 2026 (le 3 mai prochain), sous le thème lyrique « Façonner un avenir en paix », on ne peut...
Madagasikara an'ny Malagasy
Ny fanovana dia fandiovana ny politika
Ny fanontanian’ny olona sady andrasany ary nahabe resaka dia ny « toa » fanehoana fiovana, nefa tsisy fiovana. Ary rehefa izany no mitranga dia manjary fitaovana maloto foana ny politika. Io no tsy itiavan’ny olona ny politika satria maloto. Antenaina hitondra fanarenana sy fanovana, indrisy ny olona no mifandimbindimby fa...
Politique
Repoblika 14 oktobra 1958 hoe ?
Araka ny fanambarana re ombieny ombieny dia hankalaza ny fetin’ny Repoblika isika ny 14 oktobra 2026. Any amin’ny renivohitry ny faritry SOFIA sady faritra niavian’ny Filohan’ny Repoblika voalohany, ny Prezidà Philibert Tsiranana. Nankalazaina manetriketrika toy ny 26 jiona ity fety ity taloha satria tsy azo sarahina ny « fahazoana fahaleovan-tena sy...