NEWS DEBAT MAGAZINE FEON'NY LAKROA MPIVAHINY

Fanarenana ifotony

Na hiresaka fanavaozana isika, na hiresaka fanarenana na fanovana rafitra, misy zavatra iombonana tsy miova : « fiekena fa misy faharavana na fahapotehana » ilana fanarenana- « misy aretina mikiky tsy maintsy sitranina ». Rafitra amin’ny alalan’ny fiverenana amin’ny Mahamalagasy, hoy ny sasany ; kolotsaina, ny rafitra repoblikanina hoy ny...
Lire l'article ...

Mba tsy ho diso paika ny Malagasy

Rehefa mijery ny toe-draharaha ato anatiny mikorontana tanteraka dia voatery koa ny tena mampifandray ny fandinihana amin’izay miseho eran-tany. Ny fikorontanana miseho ato anatiny manko dia tsy misaraka amin’izay miseho eran-tany ihany koa na dia misy aza ny mampiavaka azy noho isika firenena mahaleo tena sy mitokana fa nosy. Io...
Lire l'article ...
Madagasikara an'ny Malagasy

Ny fanovana dia fandiovana ny politika

Ny fanontanian’ny olona sady andrasany ary nahabe resaka dia ny « toa » fanehoana fiovana, nefa tsisy fiovana. Ary rehefa izany no mitranga dia manjary fitaovana maloto foana ny politika. Io no tsy itiavan’ny olona ny politika satria maloto. Antenaina hitondra fanarenana sy fanovana, indrisy ny olona no mifandimbindimby fa...
Lire l'article ...
Politique

Repoblika 14 oktobra 1958 hoe ?

Araka ny fanambarana re ombieny ombieny dia hankalaza ny fetin’ny Repoblika isika ny 14 oktobra 2026. Any amin’ny renivohitry ny faritry SOFIA sady faritra niavian’ny Filohan’ny Repoblika voalohany, ny Prezidà Philibert Tsiranana. Nankalazaina manetriketrika toy ny 26 jiona ity fety ity taloha satria tsy azo sarahina ny « fahazoana fahaleovan-tena sy...
Lire l'article ...
Politika

Mba ho Fanavaozana tena izy

Rehefa miresaka fanavaozana isika dia tsy ny fandaminana ara-politika fotsiny no voakasik’izany. Matoa nihikiaka niantso fanovana rafitra dia rafi-panjakana tsy nahomby nampanjaka kolikoly voakasik’izany.
Lire l'article ...
Mentions Légales  |  © Lakroa Media 2026